|
|
|
|

Entrée1  tsy miteny tsy mivolana
Mots élémentaires  2  tsy, miteny, mivolana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza [1.1]
Exemples  5  Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [2.324]
6  tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy [2.470]
7  Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [2.996]
Analogues  8  tsymahatenytsymahavolana

Mis à jour le 2023/06/08